|
|
|
|

Teny iditra1 mitsaotsao
Fototeny  2tsaotsao
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy misy tsirony sady toa mitsatsaka ao am-bava: Mitsaotsao izany mangahazo izany. [1.1]

Fivaditsoratra  5 misotasota, misotasotà, 6 mitsaotsao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05