|
|
|
|

Teny iditra1 matraboka
Fototeny  2traboka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Matsatso, sahala amin' ny voankazo be rano, tsy misy tsirony: Rano matraboka. [1.1]
Mpanahaka  5 maranorano, 6 matsaotsao

Fivaditsoratra  7 karambato, 8 matraboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31