|
|
|
|

Teny iditra1 fahamatorana
Fototeny  2matotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4maturité. [1.5#208]
Ohatra  5 Ny asa fanomanana natao dia hita fa ankamehana sy novonjivonjena ka io no manazava ireo fifanoherana hita ao anatin' io lalàna vaovao io sy ny fahabangana eo amin' ny maha iray ny rijanteny sy ny fahampian' ny fahamatorana amin' ny ankapobeny. [4.27#2007/03/21]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12