|
|
|
|

Teny iditra1 matoriandro
Singan-teny  2matory, 3andro
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaram-borona karazana vorondolo matory amin' ny antoandro. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6engoulevent. [1.54]
Voambolana  7 Haibiby: vorona
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 matoriandro, 10 mitondra roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02