|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matoatoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a ghost.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5fantôme, revenant.
[1.3, 1.8] 6spectre. [1.8] |
| Ohatra |
7 Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
[2.5]
|
| Voambolana | 8 Finoana |
| Kamban-teny rehetra | 9afon' ny matoatoa |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 11Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|