|
|
|
|

Teny iditra1 matin-kambo
Singan-teny  2maty, 3hambo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5be avona diso fatra izay tonga mitera-doza ary manimba ny tena na ny laza soan' ny tena. [1.1]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02