|
|
|
|

Teny iditra1  matihanina
Singan-teny  2 maty, 3 hanina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza mpiasa na mpampianatra manao ho fototr' asa mandavan' andro ny raharaha ataony, na asa tsotra izany na fampianarana (mifanohitra aminy: mpanao an-tselika) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [maty hanina] on full salary for a job [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 [maty hanina] salarié pour ce qu'on fait [1.8]

Fivaditsoratra  matihanina, 8 maty hanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04