|
|
|
|

Teny iditra1 masin-tanana
Singan-teny  2masina, 3tanana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ireo mahasitrana ny aretina raha vao mikasika fotsiny ny tanany; mahomby rehefa manasitrana, na mikasi-tanana izany, na manome fanafody. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6dont les remèdes sont efficaces, qui guérit au seul toucher. [1.3]
7dont les remèdes sont efficaces, qui a « bonne main » « la main heureuse », suivant l'expression française.
8qui peut guérir par la seule imposition des mains, pratique qu'utilisent certains empiriques, surtout dans le cas de maladies nerveuses. [1.196]

Fivaditsoratra  9 amintsanana, 10 manan-tsaina, 11 masin-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12