|
|
|
|

Teny iditra1 masin-kataka
Singan-teny  2masina, 3hataka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tanteraka ny fivavahana sy ny hataka ataony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6dont les prières, les demandes sont efficaces. [1.3]
Tovy hevitra  7masim-bavaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12