|
|
|
|

Teny iditra1 martiry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana. [1.1]
Tovy hevitra  4maritiora, martiora

Fivaditsoratra  5 martiry, 6 miritra, 7 rimitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12