|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 martiora |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4maritiora, martiry |
| Fivaditsoratra | 5 mairotra, 6 maoritra, 7 martiora, 8 miraotra, 9 miroatra, 10 mitroara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|