|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 marotsaka
Fototeny  2rotsaka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4droit, svelte, beau, élégant. [1.3#551]
Ohatra  5 Nanjary lava marotsaka sy mitezotezo izay I Lidy. [2.470#]
6 ka ny iray lava marotsaka ny rambony, ary ny iray kosa be hofaka. [2.69#]
Kamban-teny rehetra  7fay marotsaka

Teny iditra (2/2)8 marotsaka
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny frantsay  10(de maro : beaucoup et tsaka : bruit de cognée du bûcheron, il faut beaucoup de coups pour abattre un tel arbre).
11Breonia sp.
12(Rubiaceae).
13Arbre de grande taille.
14Beau bois classé 2e catégorie par le Centre Technique Forestier Tropical.
15L'attribution au genre breonia est de Capuron.. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  17 maka trosa, 18 marotsaka, 19 matsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08