|
|
|
|

Teny iditra1 manamarika
Fototeny  2marika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to mark; to take note of. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5marquer; prendre note de. [1.8]
Ohatra  6 Tiako mantsy ny manamarika etoana fa tsy raharahan' olo-meloka iray no atrehintsika izao. [2.643#]
7 Isan' ny toetra anankiray manamarika ny fiainan' ny Malagasy koa ny fananany saina mivavaka. [1.317#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12