|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mari-bava
Singan-teny  2marika, 3vava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Asa marika tsy soratana fa atao am-bava fotsiny. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 maribava
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8tabilaon'ny asa marika atao tsianjery. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9table des opérations arithmétiques. [1.13]
Voambolana  10 Matematika: rafitrisa

Fivaditsoratra  11 maribava, mari-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05