|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 makotroka |
| Fototeny | 2kotroka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manetriketrika, re hatraiza hatraiza: Nakotroka izay fety tao Ananona izay.
5Matevim-be (fiteny amin' ny lamba na tafo herana): Lamba makotroka. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|