|
|
|
|

Teny iditra1 marena tokantrano
Singan-teny  2marèna, 3tokantrano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5teny firariana atao amin' ny mpanambady vao mba ho tsara orina ny fanambadiany; firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6may your home life be true (a form in saluting newly married people). [1.2]
Voambolana  7 Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12