|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mareforefo
Fototeny  2reforefo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4mora vaky izaitsizy. [1.1]
Ohatra  5 Alo-tovovavy mareforefo toy ny volotra tsofin' ny rivotra no hany tazako vetivety, dia maso roa mibaliaka sady namirapiratra nahitako fahi-tana mahagaga. [2.5]

Teny iditra (2/2)6 mareforefo
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8karazan' ahitra. [1.1]
Voambolana  9 Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12