|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marainakoa |
| Singan-teny | 2maraina, 3koa |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6avant le lever du soleil.
[1.3, 2.415#6570] 7de grand matin. [2.415#6570] |
| Ohatra |
8 Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy.
[2.470]
9 2 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo. [2.472] 10 Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery. [2.48] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|