|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mantsaka
Fototeny  2ntsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manovo rano eny andoharano na amin' ny lava-drano namboarina: Indreny ny tovovavy mitanjozotra miloloha siny avy nantsaka tany atsinanan-tanàna. [1.1]
Ohatra  5 Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)12 mantsakà
Fototeny  13ntsaka
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mantsaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (3/3)15 mantsaka
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17(de ntsaka : action de puiser de l'eau, cet arbuste marque, dit-on, les sources d'eau propre, potable).
18Nom donné à plusieurs arbustes à feuilles persistantes.
19Notamment : Enterospermum sp. (Rubiaceae).
20D'après Debray, les feuilles sont vendues jusque sur le marché de Tuléar, leur décocté est administré comme vermifuge, surtout aux enfants (réf.
21Debray 1006).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  22 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23 mantsaka, mantsakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02