|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manotrona
Fototeny  2otrona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io.
5Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina.
6Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to escort. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8escorter, accompagner. [1.8]
Ohatra  9 Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14 manotròna
Fototeny  15otrona
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manotrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manonotra, 18 manotròna, manotrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02