|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manoroka |
| Fototeny | 2oroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything..
[1.2] 6to kiss. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7baiser, embrasser.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 manakoro, 15 manoroka, 16 mokarano, 17 Namoroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|