|
|
|
|

Teny iditra1 manorina
Fototeny  2orina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manangana, mampijoro: Manorina trano.
5Manorina fikambanana, tokantrano.
6Manatsatoka: Manorina famolaina. [1.1]
7manangana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8to found, to establish. [1.2, 1.7]
9to raise. [1.2]
10to lay foundations. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11poser des fondations: fonder, établir. [1.8]
12bâtir, construire, implanter. [1.13]
Ohatra  13 Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta. [2.472]
14 Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina [2.48]
Haiendriteny 
15 Ny ankehitriny :
16 Ny lasa :
17 Ny hoavy :
18 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  20 manirano, 21 manorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08