|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manoraka |
| Fototeny | 2toraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manipy, mitoraka.
5Mampitovy endrika amin' ny.... [1.1] 6mitoraka. [Tambahoaka] [1.78] [mañoraka] 7mitoraka. [Bezanozano, Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8rendre égal à.
[1.3#730] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 13 manoraka |
| Fototeny | 14toraka |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
16jeter.
[1.3#730] |
| Teny iditra (3/3) | 17 manoraka |
| Fototeny | 18korake |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20mihoby.
[Tanosy]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 21 manakorà, manakora, 22 manaroka, 23 mankaroa, 24 manoraka, 25 mokarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|