|
|
|
|

Teny iditra1 manongalika
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3Mitovy amin' ny mandohalika. [1.1]
Ohatra  4 Sodifafana ka natsipy any an-kady vao manongalika tsara toerana. [2.558]
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02