|
|
|
|

Teny iditra1 manondro basy
Singan-teny  2manondro, 3basy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mampitodika ny vavabasy any amin' ny olona kendrena hasiana.
6Hevitra itarina: miady, mikomy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12