|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manondritra |
| Fototeny | 2tondritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manatodika.
5Manolaka (hadisoana). 6Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11manondrotra |
| Fivaditsoratra | 12 manitrandro, 13 manondritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|