|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manohona |
| Fototeny | 2ohona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mambomba eo ambany elatra: Manohona ny zanany ao ambany elany ny reniakoho.
5Mamihina eo an-tratra: Manohona ny zanany Rasoa. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 manohòna |
| Fototeny | 11ohona |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana manohona [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 13 mahanono, 14 mahonona, 15 manohòna, manohona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|