|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manobonobona
Fototeny  2obonobona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manabontsina ny lamba entina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Gonfler le lamba qu’on porte. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 manobonobòna
Fototeny  11obonobona
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manobonobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 manobonobona, manobonobòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03