|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manoboka |
| Fototeny | 2tsoboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4manatsoboka.
[Tambahoaka]
[1.78] 5Mandentika, manasoka: Manoboka vy ao anaty rano Rabe. 6Mampiditra: Manoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11manatsoboka |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 akombona, 14 am-bokona, 15 manoboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|