|
|
|
|

Teny iditra1 manatsoboka
Fototeny  2tsoboka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty rano Rabe.
5Mampiditra: Manatsoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10manoboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12