|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manobatoba |
| Fototeny | 2tobatoba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manetsiketsika (rano), manakobana, manatobaka.
5Mandanilany foana, midodadoda: Aza manobatoba re, rankizy, fa mba mitsinjova ny vodiandro ho merika. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 manobatobà |
| Fototeny | 11tobatoba |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manobatoba [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 manobatoba, manobatobà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|