|
|
|
|

Teny iditra1 manjopelana
Fototeny  2jopelana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4(hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelana ireo vakana ireo.
5(maso) Jambena: Manjopelana ny maso raha mijery masoandro. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9manjopelaka, manjopiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12