|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjombona |
| Fototeny | 2jombona |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro.
5malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an' io Rangahy lo. 6mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny. 7maizimaizina, tsy mazava: Hazavao fa manjombona ny hevitrao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8to be cloudy; be gloomy (of the face).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9sombre, obscur, nébuleux.
10être sombre. [1.3] 11être nuageux, sombre; avoir le visage sombre. [1.8] |
| Ohatra |
12 Manjombon-dava io vehivavy io (Cette femme est toujours sombre)
[1.3#299]
13 Endrika manjombona daholo ny an' ny eran' ny trano. [2.4] 14 Maimaina sy manjombona ery ny tavan-dRainitoandro amin' izay. [2.470#26] 15 ny tontolo iainana Zavaboary malagasy manjombona be ny andro. [2.442#98] 16 hoy Rabery, izato androm-pahalehibeazantsika Razafy, takariva manjombona! [2.499#100] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|