|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjelanjelatra |
| Fototeny | 2jelajelatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 hitany ho manjelanjelatra eny koa irony mpitondra fitaovana ngezabe sy fiarakodia toa mariky ny fandrosoana.
[2.470]
5 mitranga ny kalesiny eo anatin'ny vy manjelanjelatra, amin'ny andro iomanany hiady, ary ny lefony mandihindihy. [2.996] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|