|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjavona |
| Fototeny | 2zavona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny andro) aninaraina.
5Enti-milaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsara fa manjavozavo: Manjavona no fahitako iry trano iry. 6Mandositra na tsy hita foana tao: Nanjavona foana teo ilay mpangalatra. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to glide by rapidly, to disappear.
8to be misty or foggy. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9se dit du temps de brouillard.
10passer rapidement, disparaître;. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14ramanjavona |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 manjavona |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18Helichrysum mutisiaefolium Less.
19(Asteraceae). 20Plante qui affectionne les sommets montagneux noyés dans la brume.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|