|
|
|
|

Teny iditra1 manito tady
Singan-teny  2manito, 3tady
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza biby manapaka ny tady amatorana azy.
6olona tsy manaiky. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7briser son lien.
8désobéissant, insubordonné. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12