|
|
|
|

Teny iditra1 manito
Fototeny  2ito
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manapaka. [1.78, 1.1]
5manapaka tarangana zavatra iray. [2.245]
6manapaka. [Masikoro] [2.606#152]
Ohatra  7 Raha taranaka-Zafy tsy manito ihany anefa no manao izany fomba izany; [2.245#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12manito tady
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 antimo, 15 manito, 16 mañoty, manoty, 17 Timona, 18 tomany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02