|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manipy |
| Fototeny | 2tsipy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany!.
5Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6lancer.
[1.13] |
| Ohatra |
7 Koa manipy teny aminareo izahay;
[2.587#]
8 Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano. [1.437#] 9 Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka. [2.117#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 manipy |
| Fototeny | 16tsipy |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18mamafy (voa ).
[Tambahoaka, Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 19 ampiny, 20 manipy, 21 mipany, 22 mpinia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|