|
|
|
|

Teny iditra1 mamafy
Fototeny  2fafy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4manao fafy. [Taisaka] [1.78]
5Manapariaka voa mba hilevina ao anaty tany ka hitsimohany: Izay namafy voa tsara dia hioty voa tsara.
6Manely hatraiza hatraiza: Randria no mamafy izany hevi-diso izany.
7Mandanilany foana, mandany an-tetiny: Mamafy vola amin' ny zavatra tsinontsinona io lehilahy io. [1.1]
8manaparitaka na mametraka ny ambioka ao anaty tany. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9to sow, to scatter, to disperse, to disseminate.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10semer. [1.13]
Ohatra  11 Ny Zokiolona rehetra, dia tsy maintsy samy mamafy rano daholo. [2.245#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Voambolana  16 Toe-karena: fambolena
Tovy hevitra  17mampiely, mampihahaka, manahaka, manapariaka, manaparitaka, manely
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  19 mamafy, 20 mifama

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31