|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manintsa-molaly
Singan-teny  2manitsana, 3molaly
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny fitadiavan-javatra eran' ny trano. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 manintsa-molaly
Sokajin-teny  7 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8manaratsy, manazimba. [Sakalava] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12