|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maningina
Fototeny  2tsingina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa. [1.1]
5mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6souder. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 maningìna
Fototeny  12tsingina
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  14 maningina, maningìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02