|
|
|
|

Teny iditra1 maninefatra
Fototeny  2inefatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamerina inefatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5faire pour la quatrième fois. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Mpanahaka  9 manimbalo, 10 manimpito, 11 manimpolo, 12 manindimy, 13 manindroa, 14 maninenina, 15 manintelo, 16 manintsivy

Fivaditsoratra  17 maninefatra, 18 mifanantera

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31