|
|
|
|

Teny iditra1 manindimy
Fototeny  2indimy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamerina indimy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5faire pour la cinquième fois. [1.3#104]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Mpanahaka  9 manimbalo, 10 manimpito, 11 manimpolo, 12 manindroa, 13 maninefatra, 14 maninenina, 15 manintelo, 16 manintsivy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31