|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manindrona
Fototeny  2tsindrona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandoaka na mamely amin' ny lohanjava-maranitra, manilo: Manindrona ny paingotra.
5Manatrobaka amin' ny fanjaitra loaka misy fidiran' ny ranompanafody: Tsy mahay manindrona io mpitsabo io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to prick, to goad; to give a hypodermic injection. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7piquer; donner un médicament par piqûre. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12 manindròna
Fototeny  13tsindrona
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manindrona, manindròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05