|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manindrana
Fototeny  2indrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5aller à côté de. [1.3]
Ohatra  6 Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana. [2.471]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 manindràna
Fototeny  12indrana
Sokajin-teny  13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 manandrìna, manandrina, 15 manindrana, manindràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05