|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 maninana
Fototeny  2inana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako.
5Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra?.
6Mihaika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to defy, to challenge. [1.2]
Ohatra  8 - maninana mpiasam-panjakana ialahy! [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13basy maninana varatra

Teny iditra (2/2)14 maninàna
Fototeny  15inana
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 manañina, 18 maninàna, maninana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03