|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manikina
Fototeny  2sikina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mamora, mandidy foitra: Manikin-jaza. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Voambolana  8 Fahasalamana

Teny iditra (2/3)9 manikina
Fototeny  10sikina
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  12to gird. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13ceindre les reins. [1.8]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)18 manikìna
Fototeny  19sikina
Sokajin-teny  20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manikina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  21 mananiky, mañaniky, 22 manikìna, manikina, 23 maninika, 24 miankany, 25 miankina, miankìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05