|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manifikifika |
| Fototeny | 2hifikifika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Jereo manifika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to shake off.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6secouer, repousser en secouant.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|