|
|
|
|

Teny iditra1 manifika
Fototeny  2hifika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana izy ka lena ny tarehiko.
5Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10manifi-drano

Fivaditsoratra  11 famikina, 12 manifika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08