Teny iditra mangoro
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   A provincial name for a razor [Provincial] [Richardson 1885]
Voambolana  
Jereo  

Teny iditra mangoro
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandefitra, mamoritra [Mahafaly] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mangoro
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mifandrotsy, mandrotsy [Bara] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mangoro
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihaza lambo [Antesaka, Mahafaly, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Mihaza amin'alika [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mangoro > Mangoro
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (jeôgrafia)
Famaritana malagasy   Ony. 240 km. [3.1]
Dikanteny frantsay   Fleuve du versant est de Madagascar qui [...] l'Onive, où il se dirige directement vers l'est. Il traverse alors les sous-préfectures de Moramanga, d'Anosibe et Mahanoro pour se jeter dans l'Océan Indien à Ambodiharina. Il reçoit sur la rive droite la Vangoana, la Sahamaitso, la Sandranety, l'Onive, la Nosivolo grossie de la Sandranapa, et sur sa rive gauche l'Angona, la Sahanjana, la Samarirana, la Manambolo grossie de la Sahamamy et de la Menakarongana, la Tsiamamy et la Sanorakaloto. [tohiny Rajemisa 1966]
Voambolana  
Teny nalaina  
Sary  

Nohavaozina taminy 2011/01/28
Takela isoratana ny soso-kevitrao